tkg_jhn_text_reg/09/19.txt

1 line
381 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-31 19:35:30 +00:00
Nagnotany indreo ray aman-dreny indreo hoe:"ity me gne zananareo izay zakainareo fa hoe teraky jamba? Ka akoinga ary no ahitany izao?" Ary da novalindreo ray aman-dreniny indreo hoe:"fatanay fa zananay io sady teraky jamba izy. Gaga gne ame nahitany, tsy fatanay, ary izay nampahita gne masony tsy fatanay. Agnotanio an'azy, efa olom-be izy io. Afaky mizaka ho an'gne tegnany izy."