tkg_jhn_text_reg/19/34.txt

1 line
265 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-25 18:44:21 +00:00
\v 34 Kanefa, nisy miaramila raiky raiky nitreboky gne lavakôkiny tame lefo, ary avy hatrany da nisy rà sy rano niraraky.\v 35 Ilay raiky izay nahita izany da nijoro vavolombelo, ary marina gne fagnambarany. Fatany fa marina izay nolazainy mba hinoanareo evakoa.