2020-01-31 07:27:49 +00:00
|
|
|
\v 47 Noho izany indreo Fariseo namaly an'azy indreo hoe:"voafitaky evakoa anareo sa?\v 48 Kaiky da nisy taminareo mpanapaky mba nino an'azy, na tamindreo Fariseo? \v 49 Fa indreo vahoaky da tsy mahafatatry gne lalàna, voazogny indreo."
|