tkg_jhn_text_reg/08/19.txt

1 line
339 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-31 09:33:22 +00:00
Hoy indreo tamin'azy hoe:"ahia gne rainao?" Jesosy namaly hoe:"tsy fatanareo na ihao gne Raiko; raha nahafatatry anà anareo, da mahafatatry gne Raiko evako." Teo mariniky gne fandahatsan-drakotry izy no nizaka izany zakany izany raha igny izy nampianatry teo ame fengona igny, ary tsy nisy nanambotry an'azy satria tsy mbola avy gne lera.