2020-01-31 19:35:30 +00:00
|
|
|
Ren'i Jesosy fa nohoroandreo tao ame synagoga izy. Ary izy nahita azy da nizaka hoe:"mino gne zanak'olo me anao?" Namaly izy hoe:"ia me gn'izy, Tompo,mba hinoako an'azy?" Jesosy nagnano tamin'azy hoe:"efa an'azy anao, ary gne raiky izay miresaky aminao ihao izany." Hoy rahalelaha hoe:"Tompo, mino aho." Ary da nidera an'azy izy.
|