tkg_jhn_text_reg/05/12.txt

1 line
204 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-30 05:27:11 +00:00
Ary nagnotany azy indreo hoe:"iza rahalelaha gne nizaka taminao hoe:' ento gne fandrianao ka mandehana? Kanefa, ilay sitragny tsy nahafatatry azy satria niala moramora Jesosy fa nisy vahoaka teo an-tsena.