tkg_jhn_text_reg/09/06.txt

1 line
294 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-31 19:35:30 +00:00
\v 6 Rehefa avy nizaka izany Jesosy, da nandrora tame tany, ary nagnano feta tame rorany, ka nagnositry gne fotaky tame masony ralelaha. \v 7 Hoy izy taminy hoe:"mandehana, sasao egny ame ranon'gne Siloama(izay adika hoe:nirahina)gne masonao." Ka lasa ralelaha, nanasa izany, ary nipody nahita.