tkg_jhn_text_reg/09/03.txt

1 line
306 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-31 19:35:30 +00:00
Jesosy namaly hoe:"tsy io lelaha io no nagnota, na gne ray aman-dreniny, fa namboari izao mba hampiseoha aminy gne asan'Andriamanitry. Tsy maitsy magnano gne asan'izay nagniraky anà itsika raha mbola mazava. Fa ho avy gne ariva izay tsy ahafan'iza na iza miasa koa. Raha mbola eto amin'izao tontolo izao."