tkg_jhn_text_reg/17/03.txt

1 line
380 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-03 07:01:18 +00:00
\v 3 Izao gne fiaigna mandrakizay : da gne ahafantarandreo Anao, ilay Andriamanitry tokanty sady marina, ary Izy izay niranao, da Jesosy Kristy. \v 4 Nankalaza Anao iao tetoa an-tany. Efa vitako gne asa izay nomenao Anah ho aniko. \v 5 Amisia, ry Ray, hankalazao miaraky amè tegnanao Iao amè voninahitry izay nanagnako niaraky taminao talohan'gne nahavitany izao tontolo izao.