tkg_jhn_text_reg/17/01.txt

1 line
327 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-03 07:01:18 +00:00
\v 1 Rehefa avy nizaka ireo zavatry ireo Jesosy da nanandratry gne masony ho amè lanitry Izy ka nizàka hoe: "Ray ô, tonga gne fotoa, mankalazà gne Zanakao mba hankalazan'gne Zanaky Anao_ \v 2 mitovy gne nagnomezanao Anazy fahefà ambonin'gne nofo rehetry mba hanomezany fiaigna mandrakizay ho an'izay rehetry nomenao Anazy.