tkg_jhn_text_reg/07/05.txt

1 line
276 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-31 07:27:49 +00:00
\v 5 Fa na indreo rahalany aza tsy nino an'azy.\v 6 Noho izany Jesosy nizaka an'azy hoe:"mbola tsy avy gne fahotako, fa gne fotoanareo koa da vonony lalandava. \v 7 Tsy afaky gne hampalalana anareo an'zao tontolo izao, fa ihao no halany satria magnambara fa ratsy ireo asany.