tkg_jhn_text_reg/06/04.txt

1 line
320 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-30 05:27:11 +00:00
\v 4 (Ary gne Pasaky, ilay andro firavoravoan'gne Jiosy, dia efa akaiky.)\v 5 Rehefa nijery ambony Jesosy ka nahita vahoka maro be nagnato an'azy, da hoy izy tamin'i Filipo hoe:"aia no hividianantsika mofo mba hahafandreo mihina?" \v 6 (Fa jesosy nizaka izany mba hitsapa an'i Filipo, fa efa fantany izay ho amboariny.)