\v 37 \v 38 Fatako fa taranak'i Abrahama anareo; mitadia izahy hahafaty anà satria tsy mana toera ao aminareo gne tegnako. Mizaka izay hitako niaraky tame Raiko aho, ary anareo koa magnano izay renareo tame rainareo."