tkg_jhn_text_reg/07/37.txt

1 line
265 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-31 07:27:49 +00:00
Ary tame farany, andro zakabe ame firavoravoa, da nitsanga Jesosy ary nizaka mafy, magnano hoe:"raha misy mangetaheta, avelao izy hagnato anà ary hindrano. Izay mino anà, araky gne voalazan'gne soratry masina, da hikoriana avy ao an-troky gne onin'gne rano velo."