tkg_jhn_text_reg/11/21.txt

1 line
303 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-09 03:35:12 +00:00
\v 21 \v 22 \v 23 Da nizàka tamin'i Jesosy Marta hoe:''Tompo, raha teto anao, da tsy maty gne anadahiko. Nefa na da izao ankehitrigny izao aza, da fantatro fa na ino na ino angatahinao amin'Andriamanitra, da homegny anao izà.'' Hoy Jesosy taminy hoe:''Gne anadahinao da hitsangan-ko velona indray.''