Ary efa akaiky gne Pasaky gne Jiosy, da niakatry tagny Jerosalema Jesosy. Nahita mpivarotr'omby, ondry ary voromamanga tao ampengona izy, ary nipetraka tao evakoa indreo mpanakalo vola.