tkg_jhn_text_reg/11/27.txt

1 line
356 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-09 03:35:12 +00:00
\v 27 \v 28 \v 29 Hoy izy tamigny hoe:''Eny, Tompo, minoaho fa Anao gne Kristy, Zanak'Andriamanitra, ilay ho tonga eto amin'izao tontolo izao.'' Rehefa voambaragny izà, da lasa izy nangaiky mangingina an'i Maria rahavavigny. Hoy izy hoe:''Tonga gne Mpampianatra ary mangaiky anao izy.'' Rehefa ren'i Maria izà, da nitsangagna malakyizyda nandeha aminy.