tkg_jhn_text_reg/02/06.txt

1 line
365 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-28 10:41:01 +00:00
Ary nisy siny vato enina teo izay fampiasa ame andro fisasan'gne Jiosy, mahazaka roa hatramin'ny telo metatry gne ahahabony. Hoy Jesosy tamindreo hoe:" fenoy rano gne siny." Ka nofenoin-dreo hatrame molotriny izany. Nony avy eo da hoy izy tamindreo mpanompo hoe:"manovoza amin'izany ary ento agny ame tomponan'andraikitry gne fikarakara." Ka notanterahindreo izany.