tkg_jhn_text_reg/11/49.txt

1 line
295 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-12 06:37:38 +00:00
\v 49 nefa, nisy lehilahy raiky tamindreo, Kaiafa, izay mpisoronabe tamin 'izà Tao izà, nagnano tamindreo hoe: "Anareo da tsy mahalala na ino na ino. \v 50 Tsy mieritreritry mihintsy anareo fa tsara ho anareo raha lehilahy raiky gne maty ho an'gne olo toy izay gne firenegny agnaby gne rava.''