tkg_jhn_text_reg/11/08.txt

1 line
338 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-11 05:22:27 +00:00
\v 8 Hoy indreo mpianatra taminy hoe: ''Raby, amin'izao da mitadia gne hitora-bato Anao indreo Jiosy, ka mbola hipody ho agny indraiky Anao?'' \v 9 Ary namaly Jesosy hoe: '' Tsy roy ambin'gne folo lera gne fahazavan'gne andro? Raha misy olo mandeha amè andro mazava, da tsy ho tafato izy, satria mahita gne fahazavan'izao tontolo izao.