2020-02-09 13:27:52 +00:00
|
|
|
\v 19 Nisy fizarazaragny teo amindreo Jiosy noho ireo záka ireo. \v 20 Maro tamindreo gne nizàka hoe: "Managny devoly Izy ary very saina. Nagnino anareo gne mitegno Anazy?'' \v 21 Gne sasany nagnambara hoe: ''Tsy fizàkan'gne olo misy devoly izà. Gne devoly izà afaky mampahiratry gne mason'gne Jamba?''
|