tkg_jhn_text_reg/04/28.txt

1 line
237 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-29 06:47:19 +00:00
Noho izany da namela gne sininy raviavy, ka nandea niverigny tagny an-tanà,ary nizaka tame olo hoe: "Handea, agnety gne lelah izay nizaka gne vitako rehetra. Tsy ho Kristy izany, sa ve izy?" Da niala teo an-tanà indreo ka nadea aminy.