tkg_jhn_text_reg/18/15.txt

1 line
439 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-03-03 07:09:57 +00:00
\v 15 Nagnaraky an'i Jesosy Simona Petera, ary nambôtry akô izà avakoa gne mpianatry raiky hafa. Ary fantatr'ilay mpisoronabe izà mpianatry izà, ary niditry niaraky tamin'i Jesosy tao amè kianjan'gne mpisoronabe izy; \v 16 fa Petera da nijoro tao ivelan'gne vavahady. Noho izà ilay mpianatry hafa, izay fantatry gne mpisoronabe, da nijoso ka niresaky tamin'ilay mpanompo viavy izay mpiamby vavahady ary ninday an'i Petera hiditry.