tkg_jas_text_reg/05/16.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 16 Mifagneke heloky anareo, ary mifampivava, mba ho sitra anareo. Gne vavaky atao gnolo marina da tena matazaky fiasa.\v 17 I Elia da lehilahy nitovy tamitsika avakoa. Nivavaky mafy izy mba tsy hilatsa gne rano herikandro, ary da tsy meriky nandritry gne telo tao sy enim-bola gne herikandro.\v 18 Avy teo da nivavaky koa i Elia. Gne lagnitry da nagnome ranon'e herikandro, ary e tany namoa gne vokatriny.