\v 12 Fa ambonin' gne rehetra, rahalahako, ka mitange, na ame lagnitry na ame tany, na ame tange hafa koa. Fa aoky gne raha zakainareo da ho:''Eka''da ho ''eka'' ary gne ''tsia'' da ho ''tsia'', mba tsy hiditry ame fitsara anareo.