tkg_jas_text_reg/05/09.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 9 Aza mifampitaray, rahalaha, mba tsy ho tsaray anareo. Io gne mpitsara mitsanga am-baravara. \v 10 Mangalà ohatry rahalaha, avy ame fijalia sy gne fahareta e mpaminany, izay nizaka tamé gn'anaran'i Tompo.\v 11 Anitsika olo rongatry gne olo niaritry. Efa renareo gne fiharetan'i Joba, ary fantatr'areo gne tian'e Tompo, gne maha feno fahalelova sy famindra-po enazy.