tkg_jas_text_reg/05/07.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 7 Ka mahareta, rahalaha, mandra-pihavian'i Tompo. Itsia gne mpamboly mandigny gne vokatry sarobidy avy ame gne tany. Mandigny an'izay izy, mandra-pahazahoa gne voaloha sy gne faran'e herik'andro.\v 8 Mahareta avakoa anareo. Hampaherezo gne fonareo satria efa akaiky gne fiavian'i tompo.