tkg_jas_text_reg/05/01.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 1 Avia, anareo izay mana-karena, mitagnia sy mimenomenoa noho gne fahoria ho avy aminareo.\v 2 Gne harena nareo da lo, ary gne lambanareo da efa lanin'e kalalao.\v 3 Gne volamena nareo sy gne volafotsinareo da harafesy. Gne harafesy da vavolombelo magnendrikendriky anareo. Hagnoro e hainareo mitovy ame afo. Nopianareo gne harenareo ame gnandro farany.