tkg_jas_text_reg/04/15.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 15 Fa kosa, tokony izaka anareo hoe: "Ra sitrakin'ny tompo, da ho velo antsika, ary agnano an'ity na iry." \v 16 Fa amizao anareo da mirehareha amè tetika mibilobilo. Gne fireharehagna aby mitovy amizany da ratsy. \v 17 Fa gn' olo aby mahafantatry nagnano gne tsara nefa tsy agnamboatry anizany, da heloky ho an'azy izany.