tkg_jas_text_reg/04/01.txt

1 line
391 B
Plaintext

\v 1 Avy aia gne nevihany gm'ady sy gne fifamalia taminareo? Moa tsy avy ame fagnirianareo izay miady amem-pikamby eo agnivonareo?\v 2 Magniry anareo nefa tsy mana. Mamona sy mitsiriritry anareo nefa tsy mahazo. Miady sy mifamaly anareo. Tsy managny anareo satria tsy mangataky.\v 3 Mangataky anareo nefa tsy mahazo satria ratsy fangataky, mba hafanareo mampiasa anizany ame fagnirianareo.