tkg_jas_text_reg/03/15.txt

1 line
483 B
Plaintext

\v 15 Izà fahendre izà da tsy avy agny akaboa, fa araka gne ety an-tany evakoa, araka gne nofo, araka gne devoly. \v 16 Fa izay misy fialonagny sy fagnirian-daza da misy fikorotagna hatramin'ny gne asa ratsy rehetra. \v 17 Fa gne fahendrē izay avy any ankaboa da madio tsara, ary tia fihavagna, mandefitry, mora alatry, be famindram-po sy be voka-tsoa, tsy mirendrē na miatsara-velatsy. \v 18 Ary gne vokatry gne fahamarina da voafafy am-piadagna eo anatrehandreo izay mampihava.