tkg_jas_text_reg/03/09.txt

1 line
240 B
Plaintext

\v 9 Amin'io gne ideratsika gne Tompo sy gne Ray, ary amin'io evakoa gne anozonantsika olo, izay nany araka gne endrik'Andriamanitra. \v 10 Gne vava raiky evao gne iboahan'ny gne fisaora sy gne fagnozona. E rahalahy, tsy mety izà ra misy.