tkg_jas_text_reg/03/05.txt

1 line
345 B
Plaintext

\v 5 Da akô izà evakoa gne lela, rantsany kidy izy, kanefa miteratera fatratry. Hiteo evakoa gne hakidin'ny gn'afo izay mandoro gn'ala zakabe. \v 6 Ka gn'afo gne lela, da gne faharatsia tsy hita farany. Ame momba gne tegnatsika da gne lela no mampiteboteboky gne tegna agnaby ka mampirehitra izao raha rehetra izao. Sady arehitrin'ny helo izy.