|
\v 3 Raha ishentsika lamboridy gne vavagne soavaly mba hanarahany asika, da minday gne tegnany agnaby isika. \v 4 Iteo koa gne sambo, na da zakabe aza ka hindesin'ny rivotra mahery, da ahodin'ny gne familia kidy evao izy ho ame tian'ē mpitondra itondra anazy. |