tkg_jas_text_reg/02/18.txt

1 line
541 B
Plaintext

\v 18 Nefa mety misy olo mizaka hoe:" manam-pinoa enao,ary iao managn-asa." Aboay enahy e finoanao tsy misy asa, da habôkiko enao koa e finoako ame alalan-e asako. \v 19 Enao da mino fa raiky avao e Zagnahary; tsara izany amboarinao izany. Fa ndre gne demonia da mino anizany, da nangitakitaky indreo.\v 20 Tianareo ho fantary me , sa rahalahy adala, fa e finoa tsy misy asa da tsisy ilagny enazy? [Fanamariahana: gne dika-teny sasany da mamaky hoe: " Tianareo ho fntary me , ry lehilahy adala, hoe nagnino e finoa tsy misy asa gne maty?"]