tkg_jas_text_reg/02/14.txt

1 line
484 B
Plaintext

\v 14 Ino gne tsara, sa ralahiko, raha mizaka olo raiky fa manampinoa izy, kanafa tsy misy asa? Afaka hamojy enazy me izany finoa izany? \v 15 Anio hoe rahalahy na anakavy ratsy fisikina sy tsy ampy sakafo isan-andro.\v 16 Anio hoe misy raiky aminareo mizakka amindreo hoe: "Mandehana ampiadana, magnamboara mafana da mivokisa." Raha tsy magnome endreo e raha tadiaviny ho an'e vatany enareo ino e maharatsy anizany?\v 17 Da akô izany koa e finoa, raha tsy misy asa izany da maty.