Fri Jan 24 2020 15:20:19 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 15:20:20 -05:00
commit ca9cef77f3
10 changed files with 25 additions and 2 deletions

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Avy aia gne nevihany gm'ady sy gne fifamalia taminareo? Moa tsy avy ame fagnirianareo izay miady amem-pikamby eo agnivonareo?\v 2 Magniry anareo nefa tsy mana. Mamona sy mitsiriritry anareo nefa tsy mahazo. Miady sy mifamaly anareo. Tsy managny anareo satria tsy mangataky.\v 3 Mangataky anareo nefa tsy mahazo satria ratsy fangataky, mba hafanareo mampiasa anizany ame fagnirianareo.

1
04/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Anareo ry mpivaro-tegna! tsy fantatrareo fa gne fisakezagny amizao tontolo izao da fampirafesagny matafotoigny gn'Andremanitry? Ndre da ia na ia te ho sakezan'izao tontolo izao da magnano e tegnany ho fahavalon'Andremanitra.\v 5 Sa anareo mihevitry fa gne soratry Masina da mizakazaka fahatany hoe: " Gne Fanahy nanigny nipetraky tao amintsika da sarom-piaro lotry" ?

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa gn'Andremanitra magnome fahasohava bebe kokoa, noho izany gne soratry Masina mizaka hoe: " Andriamanitra da manohitry gne mpirehareha, fa magnome fahasohava gne manetry tegna. "\v 7 Ka magnekeha gne Zagnahary. Tohero gne devolny, da milefa anao izy.

1
04/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Magnakekeza gn'Andremanitra, da hagnakeky anao izy. Diovy gne tananaro, ry mpanoto, da diovy koa gne fonareo ry mpiasa saina. \v 9 Malelova, misaona, mitimagnia! Apetray gne fimeza ivadikby tomagny,ary gne fifalia ivadiky falelovagny.\v 10 Magnetreha tegna eo amin'i tompo, da hanandratry anao izy.

1
04/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ka mifagnaratsy anareo,ry rahalahy. Gn' olo magnaratsy gne rahalahy na mitsara gne rahalahiny da manohitry gne lalàna ary mitsara gne lalàna. Ra mitsara gne lalàna anareo, da tsy mankato fa mpitsara e dikany.\v 12 Raiky avao gne magnome gne lalàna sy mitsara. Izy gnafaky mamojy sy mandagnaky anao mitsara gne namanao?

1
04/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Mitenoma, anareo mizaka hoe: " androhany na omaray hiditry am'ity tanà ty atsika, izanogny heri-taogny agny, hagnano varotry ary angala tombony. "\v 14 Iza gne mahafantatry gne raha hoavy omaray, ino gne fihainanareo? Fa zavogny miboky tselatsela anareo da aveo tsy hita sanaky.

1
04/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Fa kosa, tokony izaka anareo hoe: "Ra sitrakin'ny tompo, da ho velo antsika, ary agnano an'ity na iry." \v 16 Fa amizao anareo da mirehareha amè tetika mibilobilo. Gne fireharehagna aby mitovy amizany da ratsy. \v 17 Fa gn' olo aby mahafantatry nagnano gne tsara nefa tsy agnamboatry anizany, da heloky ho an'azy izany.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

View File

@ -1,4 +1,5 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -7,6 +8,8 @@ If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this wor
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> 2bf42a0b392b424f3422b07957562c1a49bca51b
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -34,4 +37,7 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 7cd5b63fb1d46404c824345ad4bf60573ba44b37
=======
>>>>>>> 2bf42a0b392b424f3422b07957562c1a49bca51b

View File

@ -33,7 +33,8 @@
],
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD132"
"MAD132",
"MAD133"
],
"finished_chunks": [
"05-01",
@ -44,6 +45,14 @@
"05-13",
"05-16",
"05-19",
"05-title"
"05-title",
"04-title",
"04-08",
"04-11",
"04-13",
"04-15",
"04-01",
"04-04",
"04-06"
]
}