Fri Jan 24 2020 15:11:56 GMT-0500 (Eastern Standard Time)
This commit is contained in:
commit
c5ad03d9ae
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
\v 1 Avia, anareo izay mana-karena, mitagnia sy mimenomenoa noho gne fahoria ho avy aminareo.\v 2 Gne harena nareo da lo, ary gne lambanareo da efa lanin'e kalalao.\v 3 Gne volamena nareo sy gne volafotsinareo da harafesy. Gne harafesy da vavolombelo magnendrikendriky anareo. Hagnoro e hainareo mitovy ame afo. Nopianareo gne harenareo ame gnandro farany.
|
|
@ -0,0 +1,2 @@
|
|||
\v 4 Ka e karaman'e mpiasa da mitaray
|
||||
_gne karaman'e mpamokatry gne tanin-barinao nitazominareo, ary gne fitaraigna ne mpiasanareo da efa ren' e Zagnahary e maro.\v 5 Niaigny tamé harena tambony tany anareo sady nampiada gnay nareo. Nifalifaly gne fonareo tame gnandrone famonoa.\v 6 Hagnameloky sy namono gne olo marina anareo. Tsy nanohitry anareo izy.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
\v 7 Ka mahareta, rahalaha, mandra-pihavian'i Tompo. Itsia gne mpamboly mandigny gne vokatry sarobidy avy ame gne tany. Mandigny an'izay izy, mandra-pahazahoa gne voaloha sy gne faran'e herik'andro.\v 8 Mahareta avakoa anareo. Hampaherezo gne fonareo satria efa akaiky gne fiavian'i tompo.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
\v 9 Aza mifampitaray, rahalaha, mba tsy ho tsaray anareo. Io gne mpitsara mitsanga am-baravara. \v 10 Mangalà ohatry rahalaha, avy ame fijalia sy gne fahareta e mpaminany, izay nizaka tamé gn'anaran'i Tompo.\v 11 Anitsika olo rongatry gne olo niaritry. Efa renareo gne fiharetan'i Joba, ary fantatr'areo gne tian'e Tompo, gne maha feno fahalelova sy famindra-po enazy.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
\v 12 Fa ambonin' gne rehetra, rahalahako, ka mitange, na ame lagnitry na ame tany, na ame tange hafa koa. Fa aoky gne raha zakainareo da ho:''Eka''da ho ''eka'' ary gne ''tsia'' da ho ''tsia'', mba tsy hiditry ame fitsara anareo.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
\v 13 Misy olo aminareo mijaly ame ady sarotry? Aleo izy hivavaky. Misy olo faly gnao? Aleo izy hihira fidera.\v 14 Misy marary eo ampovoan'areo? Aleo izy hangaiky gne loholony gne fiangona, ary aleo indreo hivavaky anazy. Aleo indreo hagnosotry menaky azy ame hagnaran'i tompo.\v 15 Gne fivavaha gne finoa gne hagnasitra gne olo marary, ary gne tompo hananga anazy. Raha nanota izy, da hamela anazy Andriamanitry.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
\v 16 Mifagneke heloky anareo, ary mifampivava, mba ho sitra anareo. Gne vavaky atao gnolo marina da tena matazaky fiasa.\v 17 I Elia da lehilahy nitovy tamitsika avakoa. Nivavaky mafy izy mba tsy hilatsa gne rano herikandro, ary da tsy meriky nandritry gne telo tao sy enim-bola gne herikandro.\v 18 Avy teo da nivavaky koa i Elia. Gne lagnitry da nagnome ranon'e herikandro, ary e tany namoa gne vokatriny.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
\v 19 E rahalahy, raha misy aminareo miala ame fahamarina, ary misy olo raiky mampipody enazy, \v 20 da tokony ho fantan'io olo io fa na ia na ia olo mangala gne mpanota ame lalan-diso da hamonjy enazy ame fahafatesa izy, sady maminy e fahota marobe.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
Toko faha 5
|
30
LICENSE.md
30
LICENSE.md
|
@ -1,3 +1,4 @@
|
|||
<<<<<<< HEAD
|
||||
# License
|
||||
|
||||
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
|
||||
|
@ -5,3 +6,32 @@ This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.
|
|||
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
|
||||
|
||||
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
|
||||
=======
|
||||
|
||||
# License
|
||||
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
|
||||
|
||||
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
|
||||
|
||||
### You are free to:
|
||||
|
||||
* **Share** — copy and redistribute the material in any medium or format
|
||||
* **Adapt** — remix, transform, and build upon the material
|
||||
|
||||
for any purpose, even commercially.
|
||||
|
||||
The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license terms.
|
||||
|
||||
### Under the following conditions:
|
||||
|
||||
* **Attribution** — You must attribute the work as follows: "Original work available at https://door43.org/." Attribution statements in derivative works should not in any way suggest that we endorse you or your use of this work.
|
||||
* **ShareAlike** — If you remix, transform, or build upon the material, you must distribute your contributions under the same license as the original.
|
||||
|
||||
**No additional restrictions** — You may not apply legal terms or technological measures that legally restrict others from doing anything the license permits.
|
||||
|
||||
### Notices:
|
||||
|
||||
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
|
||||
|
||||
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
|
||||
>>>>>>> 7cd5b63fb1d46404c824345ad4bf60573ba44b37
|
||||
|
|
|
@ -32,6 +32,18 @@
|
|||
}
|
||||
],
|
||||
"parent_draft": {},
|
||||
"translators": [],
|
||||
"finished_chunks": []
|
||||
"translators": [
|
||||
"MAD132"
|
||||
],
|
||||
"finished_chunks": [
|
||||
"05-01",
|
||||
"05-04",
|
||||
"05-07",
|
||||
"05-09",
|
||||
"05-12",
|
||||
"05-13",
|
||||
"05-16",
|
||||
"05-19",
|
||||
"05-title"
|
||||
]
|
||||
}
|
Loading…
Reference in New Issue