auto save

This commit is contained in:
MAD135 2020-01-18 07:05:44 -05:00 committed by root
parent f95daab3e8
commit 2dbaacd02e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mitenenoma, ry rahalah malalako, tsy efa nofidy gn'Andriamanitry me gne mahatran'izao tontolo izao mba hanakerena ame finoa sy mba ho mpandova e fampiarana izay nampagnategnainy ame izay tia anazy? Fa anareo da nangala baraka e mahatra! tsy gne mpanandraha me gne mapahory anao? Tsy io me gne mitariky anareo ho eo ame fitsara? Tsy indreo me gne nagnaratsy gne gnagnara tsara ho anareo?
\v 5 Mitenenoma, ry rahalah malalako, tsy efa nofidy gn'Andriamanitry me gne mahatran'izao tontolo izao mba hanakerena ame finoa sy mba ho mpandova e fampiarana izay nampagnategnainy ame izay tia anazy?\v 6 Fa anareo da nangala baraka e mahatra! tsy gne mpanandraha me gne mapahory anao? Tsy io me gne mitariky anareo ho eo ame fitsara? \v 7 Tsy indreo me gne nagnaratsy gne gnagnara tsara ho anareo?