1 line
389 B
Plaintext
1 line
389 B
Plaintext
\v 17 Tame finoan'i Abrahama, raha notsapay, da nagnome an'Isaka. Io gne zanany lah tokana izay natolotriny, izy gne\v 18 nahazo gne fampagnategna. Tamin'i Abrahama gne nizakana hoe: ''Am'gn'alalan'Isaka gne hanondroa gne taranakao.'' \v 19 Abrahama da nihevitry fa Andriamanitry da hahavita hananga an'Isaka ame maty, sady ame hevitriny ame ohatry, avy tamindreo gne hahazahoa anazy koa. |