tkg_heb_text_reg/05/04.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 4 \v 5 Tsy ho hitan'gn'ainy gne handraisan'gn'olo an'izany voninahitry izany. Fa izy da nangian'Andriamanitry ako i Arona. Da mitovy am'izany i Kristy mba tsy hagnome fagnaja gne tegnany mitsy tame fagnamboara gne tegnany ho mpisorombe. Faraiky avao izay niroho taminazy nizaka hoe: ''Zanako Anao; androany da lasa Iabanao Iaho.''