tkg_heb_text_reg/11/23.txt

1 line
598 B
Plaintext

\v 23 Tame finoa i Mosesy, raha teraky izy, da nafenin'iabany am'endriny nandritry gne telo vola satria hitandreo fa zaza tsara izy. Tsy natahotry gne didin'e mpanjaka indreo.\v 24 Tame finoa i Mosesy, tafaran'e nahazakabe anazy, gne nandà gne hangia anazy ho zanaka lahin'e zanaka vavin'i Farao. \v 25 Fa nifidy gne hijaly niaraky tame vahokan'Andriamanitr izy, aki kizay hakanfy gne fahafinaretan'e fahota mandritry gne fotoa fohy. \v 26 Nizaka izy hoe gne fahafa-baraka ame fagnaraha an'i Kristy da harena zakabe noho gne harenan'i Egypta. Satria nampifatoky gne masondreo tamee valisoany izy.