tkg_heb_text_reg/11/15.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 15 Raha nieritreritry gne firene izay nialany ndreo, da mety nana fahafaha hivery. \v 16 Fa ako izany, nagniry firene tsaratsara koa indreo, ka izany izay agny an-danitry. Noho izany da tsy mahamegnatry an'Andriamanitry gne nangia hoe Andriamanitrindreo, ka nanomagna tanagna ho andreo Izy.