|
\v 13 Tame finoa izany raha izany gne maty tsy nangala gne fampagnategna. Fa tafaran'e nahita sy niharaba anazy avy lavitry, da nagneky indreo fa vahiny sady sesi-tany ety an-tany. \v 14 Ho andreo izay mizaka ako izany raha izany da magnazava fa mitady tanindraza indreo. |