tkg_heb_text_reg/11/11.txt

1 line
666 B
Plaintext

\v 11 Tame finoa, na i Saraha aza momba tsy niteraky aza, da nahazahoan'i Abrahama gne fahafaha ho iaba. Niseho izany na da efa tegna antitry aza izy, satria nohevery ho ako azo itokisa nome gne fampagnategna izy. [Fagnamaria: Misy fagnotania mikasiky hoe gne finoan'i ABrahama sa finoan'i Saraha gne naboky. ''Tame finoan'i Saraha na da efa antitry aza izy, gne nahazaoany gne hery hanagna anaky, satria nihevitry izay nagnome gne fampagnategna anazy ho matoky.''] \v 12 Noho izany, da avy am'iza lelah izany, izay efa ho faty, gne nahatanterahan'gne raha ako kitana ame lagnitry gne hamaroany sy ako gne fasiky magnamory gne ranomasy izay tsy voisa gne taranakiny.