tkg_heb_text_reg/11/05.txt

1 line
390 B
Plaintext

\v 5 Tame finoa gne namindra an'i Enoka mba tsy ahitany gne fahafatesa. ''Tsy hita izy, satria nalain'Andriamnitry.'' Fa talohan'e nangala anazy, da nitsanga vavolombelo fa nankasitrahan'Andriamanitry izy. \v 6 Sady raha tsy misy finoa da tsy mety ho ankasitraha izy. Satria ilay hoe izay magnato an'Andriamanitry da tsy maitsy mino fa misy Izy sady Izy gne mamaly soa an'izay mitady Anazy.