tkg_heb_text_reg/10/35.txt

1 line
274 B
Plaintext

\v 35 Noho izany da aza aria gne fatokiandreo izay mana valisoa zakabe. \v 36 Fa anareo da mila fahareta, mba hahazahoanareo izay nampagnategnain'Andriamanitry, raha nagnano gne sitrapony anareo. \v 37 Fa tsy ho ela, gne raiky izay ho avy da ho avy tokotry sady tsy ho tara.