tkg_heb_text_reg/10/08.txt

1 line
445 B
Plaintext

\v 8 Voloany da nizaka izy hoe: ''Tsy sorona, na koa fagnatitry, na fagnatitry nodora, na sorona hoan'e fahota gne nirinareo. Sady Anao tsy nifaly tamindreo.'' Izany da sorona izay atolotry araky gne lalàna.\v 9 Sady nizaka izy hoe: ''Hiteo, ity Iaho hagnano izay sitrakareo.'' Izy da nangala gne fampihara faroa. \v 10 Tamin'izany fankasitraha izany, atsika da nohamasiny tam'gn'alalan'e fagnatitry gne vatan'i Jesosy Kristy indraiky mandeha.