tkg_heb_text_reg/10/05.txt

1 line
347 B
Plaintext

\v 5 Raha avy teto aam'izao tontolo izao Kristy, da niroho Izy hoe: '' Tsy soro na koa fagnatitry gne nirinareo. Fa gne vata izay efa nomaninareo ho Ana. \v 6 Gne fagnatitry nodora na sorona hoan'e ota da tsy nifalianreo. \v 7 Sady hoy Iaho hoe: ''Hiteo, ity Iaho, araky izay vosoratry momba Ana ao ame Soratry Masy , mba hagnano gne sitrakareo.''