\v 16 Fa raha misy didim-panagna, gne fahafatesa gn'olo izay nagnano enizany da tsy maintsy voaporofo.\v 17 Fa rehefa misy fahafatesa vao manan-kery gne didim-panagna, satria tsy manan-kery izany raha mbola velo gn'olo izay nagnano enizany.